black and white bed linen

Des fruits naturellement

Pâtes de fruits artisanales

Galerie

Un aperçu gourmand de nos douceurs fruitées

Momba anay

Nanomboka ny volana Aprily 2022 ny dian'ny Délices des taties. Orinasam-pianakaviana kely izahay, nateraky ny fitiavana ny vokatra vita malagasy. Niainga tamin'ny confitures ny hevitra, ary noho ny fankafizanareo dia nihitatra tamin'ny pâtes de fruits.

Ny tsiambaratelonay? Ny fanajana ny natiora. Voankazo voafantina tsara, tsy misy akora simika, ary karakaraina am-pitiavana mba hahatsapanao fahafinaretana isaky ny manandrana. Manao fatra voafetra isan'andro izahay mba hahazoanao vokatra vaovao hatrany (frais).

Tongava manandrana ny tena tsiro voajanahary, ho an'ny sakafo marainanao na ho fanomezana!

Contactez-nous ici

Téléphone

+261 32 40 185 55

Email